Index

Proverbes : fara

Proverbe 1Alao ho ahy ny tringitringiny, fa izaho no avo indrindra ; aiza koa ho ahy ny vodiny, fa ny taranako no ho tompon' ny farany. [2.415 #182]
Traduction françaiseJe me réserve la bosse du boeuf, car je suis le plus grand ; et je me réserve la culotte du boeuf, parce que mes descendants seront maîtres de l' avenir. [2.415]
Interprétation françaiseParoles proverbiales du roi Ralambo lorsqu'il fit abattre le premier boeuf pour être mangé. [2.415]

Proverbe 2Amin' ny zavatra rehetra mba mitsapa ny ho farany. [2.415 #6203]
Aza mandroso tsy mitsapa ny farany. [2.415 #6219]
Traduction françaiseEn toutes choses regardez la fin. [2.415 #6203]
N' avancez pas sans prévoir l' avenir. [2.415 #6219]

Proverbe 3Angidi-miriorio, ka ho any an-kady no farany. [2.415 #2990]
Traduction françaiseLibellule qui promène çà et là son vol égaré, finit dans le fossé. [2.415 #2990]
Interprétation françaiseTêtes légères se conduisant au hasard. [2.415 #2990]

Proverbe 4Arivo tatatra, zato renirano; faran' ny rano Ikopa ihany. [2.165 #456, 2.653]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Ikopa ihany no farany. [2.974 #165]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Matsiatra ihany no farany. [2.974 #165]
Renirano zato, tatatra arivo, fa Ikopa ihany no farany. [2.558]
Renirano zato, tatatra arivo: Ikopa ihany no farany. [2.653]
Tatatra zato, sakelidrano arivo, faran' ny rano any Matsiatra. [2.558 #4113, 2.653 #3048]
Traduction françaiseMille canaux, cent rivières: leur fin à tous est l' Ikopa. [2.165]
Interprétation françaiseLe mensonge finit toujours par être dévoilé. [2.165]

Proverbe 5Atodin-taitso : sady farany, lohany. [1.147 #A110]
Atodin-tetso: sady farany, lohany. [2.165]
Interprétation malgacheAtodin-taitso: sady farany no voalohany. [2.165]

Proverbe 6Aza manao tovolahy mahita fotsimbary, ka arotsahy ihany. [2.558 #597]
Toy ny tovolahy mahita fotsimbary, ka "Arotsahy, arotsahy ihany" . [2.165 #1920]
Tovolahy mahazo fotsimbary, ka " arotsahy ihany " . [2.415 #1590]
Tovolahy mahita fotsimbary : tsy mitsapa izay ho farany, fa ny "arotsahy ihany". [2.558 #4232]
Tovolahy mahita fotsimbary : tsy mitsapa ny farany, fa " arotsahy ihany " . [2.415 #1590, 2.653]
Traduction françaiseComme un jeune homme trouvant du riz blanc (c.à.d. décortiqué) et disant: "Mettez-le dans la marmite" . [2.165]
Jeune homme qui a du riz décortiqué : il ne songe pas à l' avenir mais il dit : faites-en toujours cuire, et il le consomme. [2.415 #1590]
Interprétation françaiseCe n' est pas lui qui a eu la peine de le produire, et il ne pense pas non plus au lendemain. [2.165]
Se disait des prodigues et des imprévoyants. [2.415 #1590]

Proverbe 7Aza mitaitay hihina-menaka fa ho lamoka ihany amin' ny farany. [2.558 #789]
Aza mitaitay homamenaka fa ho lamoka ihany amin' ny farany. [1.1]
Aza mitaitay homa-menaka, fa ho lamoka ihany no farany. [2.165 #1251]
Aza mitaitay homa-menaka, fa ho lamoka ihany no ho farany. [2.653]
Interprétation malgacheAza maimaika ny hahazo izay tadiavina fa mety hanenenanao any aoriana. [1.1]
Traduction françaiseNe soyez pas trop avide de graisse, car à la fin vous en serez dégoûté. [2.165]
Interprétation françaiseLa graisse était considérée par les Malgaches comme un aliment fortifiant. [2.165]

Proverbe 8Aza tsy tia vady, fa tsy ny voalohany no vady, fa ny farany. [2.165 #1794]
Traduction françaiseAimez la femme que vous avez maintenant, car ce n' est pas elle qui sera votre femme jusqu' à la fin. [2.165]
Interprétation françaiseAllusion au divorce; si vous aimez la femme que vous avez maintenant une autre femme, celle que vous aurez en dernier lieu, vous aimera aussi à son tour. [2.165]

Proverbe 9Borizano tanora ka miaramila no farany. [2.558 #958]
Borizano tanora, miaramila no farany. [2.415 #415, 2.653 #826]
Traduction françaiseJeune citoyen finira par être militaire. [2.415 #415]
Interprétation françaiseSe disait à l' époque des grandes levées de soldats. [2.415 #415]

Proverbe 10Diamangam-boka : hehy no farany. [2.415 #1996, 2.653 #831]
Diamangam-boka ka hehy no farany. [2.558 #975]
Traduction françaiseCoup de pieds entre lépreux: on finit par des éclats de rire, car ils ne peuvent pas se faire de mal. [2.415]
Coups de pieds entre lépreux : on finit par des éclats de rire, car ils ne peuvent pas se faire de mal. [2.415 #1996]
Interprétation françaiseSe disait des disputes sans beaucoup d' effet. [2.415 #1996]

Proverbe 11Dihizina am-boalohany, hoatry ny fanambadian-dratsy, ka itomaniana am-parany. [2.415 #5531]
Dihizina am-boalohany, ohatra ny fanambadian-dratsy, ka itomaniana am-parany. [2.653]
Dihizina am-boalohany toy ny fanambadian-dratsy, fa itomaniana am-parany. [2.558 #999]
Ny fanambadiana andihizana am-boalohany, ary itomaniana no farany. [2.415 #1215]
Ny fanambadiana andihizana am-boalohany fa isahiranana am-parany. [2.558 #192]
Traduction françaiseC' est comme dans les mariages malheureux : on commence par la danse et on finit par les larmes. [2.415 #5531]
Le mariage commence par une danse de joie et finit dans les larmes. [2.415 #1215]
Interprétation françaiseBien commencer et mal finir. [2.415 #5531]
Sens général : heureux commencement, mauvaise fin. [2.415 #1215]

Proverbe 12Hainandro hariva ka ny avo no trany farany. [2.558 #1245]
Hain' andro hariva : ny avo ihany no trany. [2.653, 2.415]
Hain' andro, ka ny avo ihany no vonjena. [2.415]
Toy ny hainandro, ka ny avo ihany no vonjeny. [2.165]
Toy ny hainandro ka ny avo ihany no vonjeny aloha. [2.558 #4282]
Toy ny hainandro: ny avo ihany no vonjeny. [2.653]
Traduction françaiseChaleur du soleil : ce sont les régions élevées qui sont secourues. [2.415 #765]
Pareil au soleil, qui n' éclaire (d' abord) que les endroits élevés. [2.165]
Interprétation françaiseLes grands seuls et non les petits sont l' objet d' égards. [2.415 #765]

Proverbe 13Hiran-dRamomba : ranomaso no farany. [2.558 #89]
Hiran' Ikalamomba, ka ranomaso no farany. [2.415 #1761, 2.653 #1075]
Traduction françaiseChants d'Ikalamomba la stérile : cela finit toujours par des larmes. [2.415 #1761]
Interprétation françaiseLa stérilité était un grand chagrin pour la femme. [2.415 #1761]

Proverbe 14Homeko azy ny anio tontolo andro, fa ny farany ho ahy. [2.415 #3643]
Traduction françaiseJe lui donne le présent en échange de l' avenir. [2.415 #3643]
Interprétation françaiseParoles du roi Andriantompokoindrindra en faveur de son frère Andrianjaka, pour assurer à ses descendants, certains avantages stipulés ; elles sont passées en proverbe. [2.415 #3643]

Proverbe 15Hovalahy tsy mivadi-belirano : tompon' ny farany. [2.558 #1385]

Proverbe 16Izay fatra-pandà ihany no manaiky. [1.1]
Interprétation malgacheMatetika ireo mikiribiby manda mafy ihany no milefitra manaiky amin' ny farany. [1.1]
Ny ela manova zavatra ka ny nolavina mafy tamin' ny voalohany lasa ekena atý aoriana. [1.1]

Proverbe 17Kalon' antitra ka tany no farany. [1.1]
Kalon' antitra ka tany (tomany) no farany. [2.558 #1591]
Toy ny kalon' antitra, ka ranomaso no farany. [2.558 #4293]
Toy ny kalon' antitra, ka tomany no farany. [2.165 #1940]
Toy ny kalon' antitra : tany no farany. [2.415 #1867, 2.653 #3203, 2.974 #232]
Interprétation malgacheIlazana ny hira fanaon' ny antitra mitanisanisa ny fotoan-dasa ka mahatonga azy hanembonembona ary mazàna miafara amin' ny tomany. [1.1]
Traduction françaiseChanson de vieux : à la fin ce sont des larmes. [2.974 #232]
Chants de vieillards : chants de plainte qui se terminent par des larmes. [2.415 #1867]
Comme le chant des vieux, il finit par des larmes. [2.165 #1940]
Interprétation françaiseIls passent le temps à regretter le passé. [2.415 #1867]

Proverbe 18Malemy amy ny voalohany, fa sarotra amy ny farany. [2.653 #1462]
Malemy amin' ny voalohany fa sarotra amin' ny farany. [2.415 #6231, 2.558 #1936]
Traduction françaiseFacile dans les débuts, mais difficile à la fin. [2.415 #6231]

Proverbe 19Mifankatia tsy mifamarafara: ady no farany. [2.165 #301, 2.653 #1757]
Mifankatia tsy mifamarafara ka ady no farany. [2.558 #2304]
Traduction françaiseS' aimer sans s entendre: ça finit par des querelles. [2.165 #301]

Proverbe 20Miriorio foana ny angidina fa any anaty rano ihany no iafarany. [1.1]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany ny iafarana. [2.653]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany no farany. [2.165 #857]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany no hiafarana. [2.974 #220]
Miriorio foana ny angidina fa any an-kady ihany no hiafarany. [2.558 #154]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany no iafarana. [2.415 #4016]
Mivezivezy hoatry ny rano miriorio hoatry ny angidina. [2.415 #3043]
Mivezivezy ohatra ny rano; miriorio ohatra ny angidina. [2.165]
Mivezivezy toa rano, miriorio toa angidina. [2.558 #2521]
Interprétation malgacheNa inona na inona atao, ny hiafarana dia any amin' izay efa faleha araka ny fombany avy ihany. [1.1]
Traduction françaiseAller de côté et d' autre comme un cours d' eau, rôder comme une libellule. [2.165]
Errer de côté et d' autre comme l' eau, rôder comme une libellule. [2.415 #3043]
La libellule vole çà et là en vain, car elle finira quand même dans le fossé. [2.165]
La libellule voltige à droite et à gauche, mais elle finira par le fossé. [2.974 #220]
Les libellules ont beau errer partout, elles finissent bien par aller dans le fossé. [2.415 #4016]
Interprétation françaiseIl faut travailler. [2.415 #3043]
Se disait des marchands qui finissent par revenir dans leur patrie ; se disait aussi de ceux qui, après bien des errements, reviennent dans leur famille. [2.415 #4016]

Proverbe 21Mitery omby tsy mirohy ohatra an-dRabemalo : ho fatin' ny daka no farany. [2.653, 2.415]
Mitery omby tsy mirohy ohatra an-dRabemalo, ka ho fatin' ny daka no farany. [2.165]
Mitery omby tsy mirohy toa an-dRabemalo, ka ho fatin' ny daka ihany no farany. [2.558 #2455]
Traduction françaiseSi vous allez traire une vache qui n' est pas attachée, comme Rabemalo (le timide), vous finirez par être tué d' un coup de pied. [2.165]
Traire une vache sans l' attacher, comme Rahemalo : on finira par être assommé de ses ruades. [2.415 #6311]
Interprétation françaiseQui aime le danger y périra. [2.415 #6311]

Proverbe 22Mpamosavy novovozin' ny alika : ho azy ihany no farany. [2.558 #2568]
Mpamosavy novovozin' ny amboa : ho azy ihany no farany. [2.415 #163, 2.653]
Traduction françaiseUn chien aboie contre un sorcier, à la fin il l' aura. [2.415 #163]
Interprétation françaiseLe chien mangera le cadavre du sorcier qui n' aura pas de tombeau après sa mort ; le destin le plus fort finit toujours par l' emporter. [2.415 #163]

Proverbe 23Mpandova angaha aho no hiandry ny farany? [2.558]

Proverbe 24Na hevitra inona na hevitra inona no atao, ho avy ny andro farany. [2.415 #2888]
Traduction françaiseQuel que soit l' expédient qu' on emploie, le dernier jour viendra. [2.415 #2888]
Interprétation françaiseLa mort est certaine. [2.415 #2888]

Proverbe 25Ny alahelo toy ny vary an-tsompitra : ahafahana iray fatambary isan' andro, ka ho levona ihany no farany. [2.415 #2639, 2.653]
Ny alahelo toy ny vary an-tsompitra : ahafahana isan' andro, ka levona ihany no farany. [2.558 #2848]
Ny alahelo toy ny vary an-tsompitra: ka ahafahana iray fatambary isan-andro, dia ho levona ihany no farany. [2.165 #1019]
Traduction françaiseLa tristesse est comme la provision de riz dans le grenier : tous les jours on en enlève une petite mesure, et à la fin il n' en restera plus rien. [2.415 #2639]
Le chagrin est comme le riz dans le grenier: chaque jour il diminue d' une petite mesure, et à la fin il n' en reste plus. [2.165]
Interprétation françaiseLe temps est un grand maître. [2.165]
Le temps vient à bout des chagrins. [2.415 #2639]

Proverbe 26Ny aloha koa may, ny farany tsofina. [2.415 #6315]
Traduction françaiseQuand on s' est brûlé une fois, on souffle sur le reste. [2.415 #6315]
Interprétation françaiseInstruit par l' expérience. Chat échaudé, craint l' eau froide. [2.415 #6315]

Proverbe 27Ny hazo tapahina manam-pototra; ny hazo vakina misy ilany; ny teny atao misy farany. [2.165 #563]
Traduction françaiseUn arbre coupé a des racines; un morceaux de bois fendu a un côté; les paroles que l' on dit ont une fin. [2.165]

Proverbe 28Ny omby jamba, ny tevan-dalina, ny mpandroaka adala, ka any an-kady no farany. [2.558 #3191]

Proverbe 29Raha maniry ihany ny hazo, ho tonga any an-danitra no farany. [2.653, 2.165]
Raha maniry ihany ny hazo tonga any an-danitra. [1.1]
Raha mitohy ihany ny hazo, ho tonga any an-danitra no farany. [2.165]
Raha mitohy ihany ny hazo, tonga any an-danitra. [1.1]
Interprétation malgacheEntina mampiomana fa misy fetrany toy ny hazo maniry ny fanambinana, ny fahasoavana. [1.1]
Misy fetra ny fanirin' ny hazo; voafetra koa ny fanambinana fa tsy mitohy hatrany ka tokony hanararaotra ny soa izay sendra sao manenina. [1.1]
Traduction françaiseSi l' arbre ne s' arrêtait pas de croître, il finirait par toucher le ciel. [2.165 #960]

Proverbe 30Raha mpivady tsy mifandefitra, fandravana harena no farany. [2.558 #3631]

Proverbe 31Raha tsy azoko anio ialahy ry ambolo bitaka, ry ambolo matavy, azoko rahampitso [2.470]
Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no farany. [2.165 #1700, 2.415 #2127]
Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no sisa. [2.558]
Zozoro miantaha rano : sangasanga no farany. [2.653 #3790]
Traduction françaiseDes joncs qui ne profitent pas de l' eau, le panache seul sera utilisable (ou: restera). [2.165 #1700]
Joncs qui ne profitent pas de l' eau : il n' en restera que le panache. [2.415 #2127]

Proverbe 32Sira be lanin’ andrana : fatiantoka ny farany. [1.147 #S37]

Proverbe 33Tahaka ilay nihinana aviavy, ka ny farany no andrasana. [2.558 #3971]
Tahaka ilay nihinana aviavy: ny farany no andrasana. [2.165 #1146, 2.653 #2955]
Traduction françaisePareil à celui qui a mangé des figues: on attend la fin. [2.165]
Interprétation françaiseIl paraît que les figues dont il s' agit sont d' abord amères, puis produisent une saveur douce quand elles sont avalées. [2.165]

Proverbe 34Toy ny rambon' omby, ka na hipelika aiza, na hipelika aiza, mbola ao an-traingovazana ihany. [2.165]
Toy ny rambon' omby, ka na hipelika aiza, na hipelika aiza, tsy miala, fa eo amin' ny traingo vazany ihany no farany. [2.415 #1136]
Toy ny rambon’ omby: na hipelika aiza, tsy hiala, fa ho an-traingovazana ihany no farany. [2.653]
Toy ny rambon' omby : na hipelika atsy na hipelika aroa, dia tsy aiza tsy akory fa eo an-traingovazana ihany. [2.558 #4343]
Traduction françaiseC' est comme la queue du boeuf : elle a beau se balancer çà et là, elle ne s' en va pas et s' arrête au jarret. [2.415]
Comme la queue d' un bœuf: qu' elle s' agite à droite ou à gauche, elle retombe toujours sur ses jarrets. [2.165]
Interprétation françaiseCe proverbe se disait aux parents qui voulaient se tenir à l'écart. [2.415 #1136]

Proverbe 35Tolañolo matin' añina, ñy farany matin-tsiotsiotra; foñofoño koa be ka mañahy aho. [2.165]
Interprétation malgacheNy matoa matin-drivotra; ny farany matin-tso-drivotra: rehefa be ny fonofono (fono faty) dia matahotra aho. + Añina : rivotra,- tsiotsiotra : rivotra malemy. [2.165]

Proverbes : fara

Proverbe 1Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara. [2.415 #4106]
Traduction françaiseNous vous saluons, vous à qui Dieu a donné un successeur. [2.415 #4106]
Interprétation françaiseFormule de félicitations à une famille à l'occasion de la naissance d' un enfant. [2.415]

Proverbe 2Arahabao ny mpandalo, fa tsy fantatra izay ho fara rafozana. [2.415 #2687]
Traduction françaiseSaluez ceux que vous rencontrez sur votre chemin, car vous ne savez pas en définitive qui sera un jour votre beau-père ou votre belle-mère. [2.415 #2687]
Interprétation françaiseSe disait des vicissitudes de la vie et de l' inconstance de la fortune. [2.415 #2689]

Proverbe 3Aza atositosika ny ondry botry, fa tsy fantatra izay hanao kambana. [2.558 #433, 1.1]
Aza atositosika ny ondry botry, fa tsy hita izay ho fara harena. [2.415 #2689]
Interprétation malgacheAoka tsy hanao tsinontsinona ny kely sy ny madinika fa mety ho izy ireny aza no hahitan-tsoa. [1.1]
Aoka tsy hatao tsinontsinona ny olona na zavatra heverina ho kely na madinika, fa mety ho ireny no hahitan-tsoa. [1.1]
Entimilaza fa tsy tokony hatao tsinontsinona ireo jerena toa kelikely na mavomavo fa mety ho izy ireny no hahavita zavatra. [1.1]
Traduction françaiseNe repoussez pas les brebis chétives, car vous ne savez pas en définitive quel sera votre dernier bien et ce que vous aurez pour dernière ressource. [2.415 #2689]
Interprétation françaiseSe disait des vicissitudes de la vie et de l'inconstance de la fortune. [2.415 #2689]

Proverbe 4Fara aman-dimby irina ho mandrakizay. [2.415 #1192]
Traduction françaiseLes parents désirent avoir des héritiers et successeurs qui les perpétuent. [2.415 #1192]
Interprétation françaiseCes paroles se disaient comme motif du mariage. [2.415 #1192]

Proverbe 5"Fara fahitana izao" , hoy ilay voa bala amin' ny masony. [2.165 #2050]
Fara fahitana izao," hoy ilay voa basy amy ny masony. [2.653 #932]
"Fara fahitana izao" hoy ilay voa basy amin' ny masony. [2.415 #2787]
Traduction françaiseC' est pour la dernière fois que je vois, dit celui qui a reçu un coup de fusil dans l' oeil. [2.415]
"J' ai fini d' y voir" , dit celui qui vient de recevoir une balle dans l' œil. [2.165 #2050]
Interprétation françaiseAnalogue au français : voir trente-six chandelles. [2.415 #2787]

Proverbe 6Fara gilasy. [2.415 #2492]
Traduction françaiseLa lie du peuple, c' est comme les dernières gouttes adhérentes au verre. [2.415 #2492]

Proverbe 7Fara haingo. [2.415 #2424]
Traduction françaiseC est le dernier mot de la parure. [2.415 #2424]
Interprétation françaiseCette expression se disait d' une parure extraordinaire. [2.415 #2424]

Proverbe 8Fara valala. [2.415 #3106]
Traduction françaiseCe qui vient trop tard, c'est comme les dernières sauterelles. [2.415 #3106]
Interprétation françaiseHors de saison. [2.415 #3106]

Proverbe 9Ny ditra mahafaty, ary ny ratsy atao mahakizo fara. [2.415 #3046]
Traduction françaiseLe mauvais caractère fait mourir et les mauvaises actions éteignent la postérité. [2.415 #3046]
Interprétation françaiseTôt ou tard les mauvaises actions sont punies. [2.415 #3046]

Proverbe 10Ny ho fara, ny ho dimby mandrakizay no angatahina. [2.415 #1222]
Traduction françaiseCe que je demande c' est d' avoir des continuateurs, des successeurs. [2.415 #1222]
Interprétation françaiseFormule employée dans les discours de demande en mariage. [2.415 #1222]

Proverbe 11Raha misorona andriana mahakizo fara : andriana tsy ialan-kaforo kosa tsy masina. [2.415 #392]
Traduction françaiseCacher la vérité au souverain, c' est attirer la ruine : un souverain auquel on ne sacrifie pas ses forces et sa vie, n' est pour ainsi dire pas encore sacré. [2.415 #392]
Interprétation françaiseDieu ne bénit pas les gens qui ne savent pas se dévouer au souverain. [2.415 #392]

Proverbe 12Tsara Ramatoa, tsara Raivo, fa i Fara manan-tombo kokoa. [2.558 #4412]

Index