Entrée tapahina (tapaka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady
Ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko
Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao
Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano
Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao [1.1]
Explications en anglais To be broken off, to be cut; to be decided to be settled [1.7]
Explications en français Qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide [1.8]
Exemples Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana. [2.470]
Morphologie 
Présent : tapahina, tapahiko, tapahinao, tapahiny, tapahintsika, tapahinay, tapahinareo, tapahin', tapahin-, tapahim-, tapahi-
Passé : notapahina, notapahiko, notapahinao, notapahiny, notapahintsika, notapahinay, notapahinareo, notapahin', notapahin-, notapahim-, notapahi-
Futur : hotapahina, hotapahiko, hotapahinao, hotapahiny, hotapahintsika, hotapahinay, hotapahinareo, hotapahin', hotapahin-, hotapahim-, hotapahi-
Impératif : tapaho
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20