|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hariva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the evening. [1.2]
5 the afternoon, the evening. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 l'après midi, le soir. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  17  Fotoana
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)20  hariva
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  22 Folaka: Hariva ny andro.
23 Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha. [1.1]

Teny iditra (3/3)24  hariva
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  26 Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay. [1.1]

Fivaditsoratra  27 hariva, 28 Hira va?, hirava, 29 vahira, vahirà, 30 variha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09