|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  an-driana
Singan-teny  2 any, 3 riana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 6  andriana
Fototeny  7 andry
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  13 ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) [1.3#41]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe andriana
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3) 17  andriana
Sokajin-teny  18  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  34 Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka [1.1]
35 saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  36 the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] [1.2]
37 a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  38 noble [1.3, 1.8, 1.13]
39 seigneur [1.3, 1.13]
40 souverain [1.3]
41 roi, reine, royauté; la noblesse [1.8]
Voambolana  42  Pôlitika
Fikambanana  43  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 92 misy ny teny hoe andriana
Ohabolana  44  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  45 Randzavola: andriana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  46 añandray, 47 Andraina, andraina, an-driana, andriana, 48 iandrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19