|
|
|
|

Teny iditra1  tanora
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora.
4 (loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 young, immature; light in color; young people. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 jeune; de couleur claire; jeune gens. [1.8]
Ohatra  7  Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany. [2.324]
8  Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 anotra, 19 atrano, 20 naotra, 21 noatra, 22 rotana, 23 tanora, 24 tarona, 25 torana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09