|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 lamoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Leo, leony, mamo, voky: Nihinana menaka be i Lita kely ka lamoka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 tired, weary, languid, sleepy.
5 See ana , sasatra , reraka , valaka , trotraka [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 appesanti par la nourriture, par le sommeil, par la fatigue.
[1.3#381, 1.5#184] 7 dégoûté [1.3#381] |
| Ohatra |
8 Nihinana menaka be loatra aho, ka lemoka (J'ai mangé trop de graisse et je suis tout lourd, j'en suis dégoûté)
[1.3#381]
|
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 19 lamòka |
| Fototeny | 20 lamoka|lamòka |
| Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Atody nakotrika ka tsy foy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 avorté, (oeufs)
24 gâté (fruits) [1.5#184] |
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 26 lamòka |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 (au sens propre : avorton, être vivant de taille réduite, nabot). On peut distinguer deux sens en ce qui concerne les plantes :
29 Un sens pathologique, pour les fruits avortés, mal formés. On dit par exemple 30 lamokam-boankazo, lamokam-boatavo, lamokam-paiso. 31 Variétés à petits fruits d'une espèce. 32 Voir lamokambazaha ou espèces à fruits comestibles mais très petit, d'un intérêt limité. [1.196] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry |
| Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 35 kalamo, 36 lakamo, 37 lamako, lamòka, lamoka, 38 malako, 39 maloka, Maloka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|