|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivezivezy |
| Fototeny | 2 vezivezy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita
5 Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity [1.1] 6 to roam [1.32.mg#277] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to wander, to ramble
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 errer par-ci par-là
[1.8] |
| Ohatra |
9 Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany:
[2.470#88]
10 Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina. [2.472#229] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 firaka atakalo, 16 mandehandeha, 17 maniasia, 18 manjenjena, 19 miasa dia, 20 mihebiheby, 21 mihebikebika, 22 mihelohelo, 23 mihenjy, 24 mijaingijaingy, 25 mijongojongo, 26 mipempena, 27 mirenireny, 28 miriorio, 29 misedisedy, 30 miselontselona, 31 misidiondiona, 32 misiontsiona, 33 mitsakatsaka, 34 mivezika atsy mivezika aroa, 35 mivoivoy, 36 mizionjiona, 37 tsy mahatombin-tsiraka |
| Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|