|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tomany |
| Fototeny | 2 tany |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany.
5 Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to weep, to lament.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 pleurer.
[1.8] [tomañy] 8 pleurer. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
9 Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 antimo, 22 manito, 23 manoty, mañoty, 24 Timona, 25 tomany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|