|
|
|
|

Teny iditra 1  avo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra
11 Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy
12 Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra
13 Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 high [1.2, 1.7]
15 lofty, eminent. See abo, ambo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 haut, élevé [1.8]
Tovy hevitra  17 abo, ambo
Tohi-kevitra  18 iva
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 22 misy ny teny how avo
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  avo, 21 ova, 22 vao, 23 voa~, voa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15