|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakelidrano |
| Singan-teny | 2 sakelika, 3 rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 sampana na lahin-drano miray amin' ny ony na renirano; sampan-drano madinika mivarina any an-drenirano
[1.1] 6 sampan'ny renirano [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[sakelin-drano]
7 the junction of two streams
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[sakelin-drano]
8 confluent de deux cours d'eau
[1.8] 9 affluent [1.13] |
| Tovy hevitra | 10 zanadrano |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|