|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tahaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity!. [1.1]
4 dika mitovy. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 like, similar to. [1.2#599, 1.7]
6 as. [1.2#599]
Fanazavàna teny frantsay  7 semblable, pareil. [1.8]
8 copie. [1.13]
Ohatra  9  ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324]
10  Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada? [2.470]
11  Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)26  taka
Sokajin-teny  27  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)29  ta-haka
Singan-teny  30 ta, 31 maka
Sokajin-teny  32  kambanteny

Fivaditsoratra  33 hakata, 34 hataka, Hatàka, 35 ta-haka, tahaka, tahàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10