|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahita
Fototeny  2 hita
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho
5 Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena
6 Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo
7 Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany
8 Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ.
9 Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to see; to find [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 voir, trouver [1.8]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 20 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)18  mahità
Fototeny  19 hita
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahita [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mahita, mahità, 21 matahy, 22 mitahà, mitaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21