| Entrée | 1 taranaka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity Zaza natsangana mahazo mandova [1.1] |
| Explications en français |
4 génération, lignée [1.54] |
| Exemples |
5 Ity taranaka ity dia taranaka ratsy.
[2.996]
6 Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny. [2.117#] 7 Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay! [2.298#] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 15 4 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 16 Rapports: famille |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|