|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kambana |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zaza roa, na mihoatra, indray aterak' olona anankiray: Nanao kambantelo Rasoa Indray naterak' olona iray: Kambana izy roa ireny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a twin, twins [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Jumeaux, semblables Assemblage, union de plusieurs [1.3] 6 jumeau [1.8, 1.13] 7 connexion [1.13] |
| Ohatra |
8 Satria teraka kambana va izy?
[2.270#]
9 Faty kambana re ity, ray olona e! [2.499#] 10 Mpirahavavy kambana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [2.817#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 29 kambana |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 gui, mousse. [Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry: ahitra |
| Tovy hevitra | 33hambina, kambina |
| Fivaditsoratra | 34 ankamba, 35 kambana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|