Entrée | tsara | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Définition malgache | Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano ¶ Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara ¶ Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara ¶ Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto ¶ Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! ¶ Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy ¶ Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara ¶ Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [Rajemisa 1985] | |||
Traduction anglaise | good; well [Hallanger 1973] | |||
Traduction française | bon, bien [Hallanger 1974] | |||
Dérivations |
| |||
Antonymes | ratsy | |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Exemples | Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [Rabezandrina: Ikotofetsy] | |||
Citations | Proverbes contenant le mot tsara | |||
Toponymie | ||||
Entrée | tsara | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny dise, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [Rajemisa 1985] | |||
Entrée | tsara | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | [Bara] teny, resaka [Rakotosaona 1975] | |||
Dérivations |
| |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Analogues | fototsara ~ marotsara | |||
Entrée | tsara | |||
Partie du discours | nom | |||
Traduction française | [Bezanozano] (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [Boiteau 1997] | |||
Vocabulaire | Botanique | |||
Mis à jour le 2020/10/21 |
![]() |