|
|
|
|

Teny iditra 1  hazo
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Anarana itambaran' ireo zavamaniry misy tahony vaventy sy makadiry: Betsaka ny hazo fa ny hazo fihinam-boa no tiako indrindra
7 Mafy tsy azo alefitra, mahia kaozatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a tree or shrub; wood of all kinds
9 fig. hard. [mal. Kayu.] [1.2]
10 a tree; wood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 bois [1.8, 1.13]
12 un arbre [1.8]
13 arbre [1.13]
14 (toute l'île) (du dayak, kayu, batak, hayu, etc. ; on peut trouver des mots voisins dans toutes les langues malago-polynésiennes). Nom générique des arbres et des bois qu'on en tire ; par extension tout ce qui est dur : exemple hazon-damosina (de lamosina : le dos) : la colonne vertébrale. Mot souvent employé en composition : hazo-fotsy , mitsangan-kazo-fotsy, hazo-lahy, hazo-manga. Nous écrivons ces mots composés avec un trait d'union tandis que nous écrirons en un seul mot les noms propres à une ou plusieurs espèces végétales. Le mot hazo se rencontre aussi dans de très nombreux noms de localités. [1.196]
Ohatra  15  Indro ilay trano eo anaty hazo, mangina [2.499#]
16  Avy eo, nisisika teny an' elanelan' ny hazo izy [2.117#]
17  Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina [2.857#]
Voambolana  18  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Ampahany 
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 253 misy ny teny how hazo
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  25 Randzavola: hazo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  hazo, 26 zaho

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06