|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ramatoa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ilazana ny zanakavavy voalohany:
4 Raha nisakana Ramatoa, tsy ary ianao Raivo 5 Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: 6 Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena 7 Ilazana amim-panajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin' ny anaran' Bay olona: 8 Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa 9 Iantsoana ny vehivavy iresahana: 10 Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina [1.1] |
| Ohatra |
11 Tapitry ny mpila ve ramatoa?
[2.131]
12 Fa raha ramatoa Ramavo kosa, marina mihitsy ny tenin-dRenilezo hoe: [2.324] |
| Voambolana | 13 Teny fanajana |
| Tohi-kevitra | 14 andriamatoa, andriamatoa |
| Mpanahaka | 15 rtoa, 16 rtoa |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|