Entrée ahafahana (afaka)
Partie du discours verbe relatif
Exemples 
1Nahafahan'ny mpangalatra be dia be ny vary (Les voleurs ont enlevé beaucoup de riz) [1.3]
2Tsy misy ahafahako na dia kely akory aza (Je n'ai pas un moment de libre) [1.3]
3toa olom-boaozona, toa olom-boahidy sy voagadra mafy ao anatin' ny mandam-pahoriana tsy ahafahana. [2.470]
Morphologie 
Présent : ahafahana, ahafahako, ahafahanao, ahafahany, ahafahantsika, ahafahanay, ahafahanareo, ahafahan', ahafahan-, ahafaham-, ahafaha-
Passé : nahafahana, nahafahako, nahafahanao, nahafahany, nahafahantsika, nahafahanay, nahafahanareo, nahafahan', nahafahan-, nahafaham-, nahafaha-
Futur : hahafahana, hahafahako, hahafahanao, hahafahany, hahafahantsika, hahafahanay, hahafahanareo, hahafahan', hahafahan-, hahafaham-, hahafaha-
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20