|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 hova
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 izay sady tsy andriana no tsy andevo, tamin'ny fanjakan'andriana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  4 a freeman among the Merina, the inhabitants of Imerina [Provincial] [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 name given to petty princes in the provinces [Provincial] [1.3]
6 habitants de l'Imerina; nom générique des castes libres qui ne sont pas nobles [1.3]
7 la classe libre des Merina; les Merina [Provincial] [1.8]
8 roturier [1.13]
Mpanahaka  9 ankova, 10 ankova, 11 merina, 12 merina, 13 tankova, 14 tankova
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 19 amin' io teny io
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)17 hôva
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 anaram-behivavy Antanosy [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/3)20 hova
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 (dans son sens original, le hova était le chef élu ou anobli d'un clan ; c'est cette idée de noblesse qui reste attachée au nom de ce palmier). Dypsis gracilis Bory ex Mart. (Arecaceae). Le stipe mince mais très droit a été utilisé pour faire des bâtons de commandement, des bâtons à fouir, des épieux, puis des sarcabanes en perçant son tronc au fer rouge dans le sens de la longueur. Très joli palmier, spécial à Madagascar. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  23 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  24 hova, hôva, 25 vaho, 26 voha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03