|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sisa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a remnant, a residue [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 reste, restant [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 18 Sisa |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 Kish [2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Qish [2.996] |
| Voambolana | 22 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 23Toko sy andininy momba Sisa |
| Teny iditra (3/3) | 24 Sisà |
| Sokajin-teny | 25 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 Shisha [2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 Shisha [2.996] |
| Voambolana | 28 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 29Toko sy andininy momba Sisà |
| Fivaditsoratra | 30 sasy, 31 sisa, Sisà, Sisa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|