|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 voa- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe voatra |
| Teny iditra (2/6) | 3 voa~ |
| Sokajin-teny | 4 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Tovona fanaovana matoantenin'ny iharana milaza vokatra efa azo: Voavory, voateny. (Marihina fa tahaka ny amin' ireo tovona rehetra vaninteny roa, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin' ny voa eo alohan' ny fototeny manomboka amin' ny a: Voarina (fa tsy voaarina) -- (ampitahao amin' ny tafarina, maharina).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Prefix used to form passives verbs of completed action, as: voavela (vela): forgiven.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Le préfixe voa- indique une action complètement subie, venue de l'extérieur: voavory tamin'ny valo ny mpianatra (les élèves ont été rassemblés à huit heures)(cela suppose que quelqu'un les a rassemblés).
8 le passif à préfixe voa- s'obtient en préfixant à quelques racines primaires le mot voa-, dont l'a ne s'élide que devant un autre a: voa-avotra = voavotra, voa-endy = voaendy, voa-ilika = voailika, voa-ova = voaova, voa-tapaka = voatapaka. [1.12] 9 Préfixe de verbes passifs qui indiquent une action accomplie; ex.: voavela (vela), à qui on a pardonné. [1.8] 10 Le préfixe /voa/ semble avoir la même origine que le radical verbal voa. Il est affixé à des radicaux nominaux et parfois des radicaux verbaux. Lorsque le radical commence par /a/, il n'y a pas contraction avec le /a/ du préfixe, du moins dans l'usage écrit, car, pratiquement, dans l'usage parlé, lorsque d'une façon générale le radical commence par une voyelle, on obtient auditivement l'impression d'une élision du /a/ final du préfixe. [1.489#I.81] 11 Le préfixe est articulé /va/ dans certains parlers (observé en Tsimihety, en Antaisaka) ou /vo/ (observé en Antaisaka). [1.489#II.23] 12 Préfixe verbal qui marque le participe passé passif ; c'est-à-dire une action qu'on a reçue, qu'on a subie. Exemple : voakapoka (de kapoka : coups) qui a été frappé, qui a reçu des coups ; voavoaka (de voaka : sortie) : qu'on a chassé, qu'on a fait sortir.. [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/6) | 16 voa |
| Sokajin-teny | 17 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy.
19 Azo: Voan' ny sery aho izany. 20 Simba, voaloto...: Voan' ny fotaka ny akanjoko. 21 Iharam-pahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko. 22 Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa terỳ ~ Voa tamin' ny varotra nataoko aho. 23 Resy: Voan-dRakoto izy tamin' ny fifaninanana. 24 Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin' ny fanadinana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 struck, hit; wounded.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 atteint.
[1.8, 1.489#I.81, 1.196] 27 frappé. [1.8, 1.489#I.81] 28 touché. [1.489#I.81, 1.196] 29 blessé. [1.8, 1.196] 30 pris. [1.489#I.81, 1.196] 31 capturé. 32 au sens figuré : déshonoré, taché, etc.. [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 40 lambambary, 41 lanyringana, 42 lanyripaka, 43 lanytamingana, 44 mibabaka, 45 miboiboy, 46 midradraka, 47 mikidradraka, 48 rarakaompana, 49 tratra, 50 tsynisyniangana, 51 voadaholo |
| Kamban-teny rehetra | 52 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 53 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/6) | 54 voa |
| Sokajin-teny | 55 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
56 Organa kely boribory ao anatin' ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa indray mitovy karazana amin' ilay niaviany: Nividy voan-daisoa izy hamboleny.
57 Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaloboka. 58 Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
59 fruit; seed grain.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
60 fruit; graine.
[1.8] 61 Dans toute l'île : fruit ou graine. Quand le fruit et la graine sont confondus, comme dans le caryopse du riz, le mot s'applique à leur ensemble. Si les graines peuvent être distinguées, comme les petits pois, voa s'applique au fruit et on appelle la graine voakely ou voananatiny, « fruit de l'intérieur ». Cette racine donne de nombreux dérivés. De très nombreux noms de plantes commencent par voa. Par exemple : voabana, « fruit de bana », aubergine, désigne tantôt le fruit ou aubergine, tantôt la plante qui le produit.. [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 70 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 71 Fikambanana 84 amin' io teny io |
| Ohabolana | 72 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 73 Randzavola: voa ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (5/6) | 74 voa |
| Sokajin-teny | 75 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
76 Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay iforonan' ny fivalanandrano avy amin' ny fandiovany ny ra amin' ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin' ny lalana nalehany..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
77 kidneys.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
78 rein, rognons.
[1.8] |
| Voambolana | 79 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 80 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (6/6) | 81 voa |
| Sokajin-teny | 82 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
83 tevika (aretina).
[Tanosy]
[1.78] |
| Voambolana | 84 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 85 avo, 86 ova, 87 vao, 88 voa~ |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|