Entrée mitsapa (tsapa)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono
Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny
Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano
Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. [1.1]
  [Taisaka] Manjono amin'ny tanana [1.78]
Explications en anglais To touch, to feel of; to console [1.7]
Explications en français Toucher; palper; consoler [1.8]
Morphologie 
Présent : mitsapa
Passé : nitsapa
Futur : hitsapa
Impératif : mitsapà
Mots composés 
Proverbes 

Entrée mitsapà (tsapa)
Partie du discours impératif du verbe actif mitsapa [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/04