|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haingo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra apetaka amin' ny akanjo na entina eny amin' ny tena mba hahatonga ny tena ho tsara jerena: Mahafinaritra ny haingon' akanjonao
4 Izay rehetra entina handravahana zavatra, ary na dia hatramin' ny ara-tsaina sy ara-panahy aza: Ho haingon' ny tokantranoko no hividianako io fanaka io / Be haingo loatra ny lahateniny [1.1] 5 zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 an ornament
[1.2, 1.7] 7 a decoration, an embellishment. See ravaka [1.2] 8 trimmings [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 ornement
[1.3, 1.8] 10 parure [1.3, 1.8, 1.13] 11 décoration [1.3, 1.13] 12 embellissement [1.3] |
| Ohatra |
13 Noro kosa nanatona an-dreniny, dia velona ny resaky ny haingo.
[2.5]
14 hahazo izay tiany momba ireo haingo isan-karazany, ary Ingahibe no hampihanta azy amin' izany. [2.470] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 32 ravaka |
| Kamban-teny rehetra | 33 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 35 angiho, 36 Gihona, 37 gohina, haingo, 38 ongahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|