| Entrée | 1 arahaba |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy [1.1] |
| Explications en anglais |
4 salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.] [1.2] 5 a greeting; congratulations [1.7] |
| Explications en français |
6 salut, félicitations [1.3, 1.8] 7 salutation [1.3] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 25 17 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 26 Etiquette |
| Proverbes | 27 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|