Entrée | 1 voalohany |
Radical | 2 aloha |
Partie du discours | 3 adjectif ou adverbe |
Explications en malgache |
4 Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin' ny taona Fiandohana: Tany am-boalohany [1.1] |
Explications en anglais |
5 the first in the ordinal numbers. [1.2] 6 first, the first [1.7] |
Explications en français |
7 premier [1.3#843, 1.8] 8 premièrement qui est en tête [1.3#843] 9 le premier en premier lieu [1.8] |
Exemples |
10 Izany no hatao voalohany indrindra.
[2.324]
11 - Efa ho telopolo taona lasa izay no nidirako tato voalohany, hoy izy. [2.471] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 14 14 combinaisons de voalohany |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |