| Entrée | 1 miaramila |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a soldier [1.7] |
| Explications en français |
5 soldat [1.8] |
| Exemples |
6 Ireny no miaramilam-potaka
[2.472#169]
7 Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila [2.471#33] 8 Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 10 6 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 11 Militaire |
| Analogues | 12 lahindefona, sorodany, ambasy, ambavabasy, vatamiaramila, manamboninahitratafika, mpiantafika, foloalindahy, rainiolona, tsatsimenitra, ankotralahy, zazavao, menavazana, kadetra, raindahiny, bekotromaroholatra, mpisavaranonando |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|