Entrée | mitondra (tondra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy? Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To carry; to take away [1.7] | ||||||||
Explications en français | Porter; enlever; conduire; gouverner [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mitondra | ||||||||
Entrée | mitondrà (tondra) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mitondra | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Anagrammes | mandotry, mitandro, mitondra, tandrimo |
Mis à jour le 2023/05/23 |