|
|
|
|

Teny iditra 1  misakelika
Fototeny  2 sakelika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra (zavatra) ao ambany helika: irỳ zazalahy misakelika boky irỳ ve zanakao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to carry under the arm. [1.2]
10 to carry under the arm; to escort a woman who holds one's arm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 porter sous l'aisselle; escorter une femme en donnant le bras [1.8]
Ohatra  12  Mody misakelika entan-kely izy manao izany, moa va tsy tahiry sarobidy tokoa ka atahorany ho voadona na sakain' ny mpangarom-paosy. [2.470#108]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21