Entrée manongaka (ongaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manesotra, mifaoka, mitondra (zavatra maro): Rivotra ve no nanongaka ny tafontranonareo [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manongaka
nanongaka
hanongaka
manongaha

Mis à jour le 2020/07/31