Entrée |
mivimbina
(vimbina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mitondra zavatra amin' ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay ¶ Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin' ny dianao anie ny Tompo Avo indrindra [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to carry in the hand;
to protect [Hallanger 1973]
|
Traduction française | porter à la main; protéger [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
|
Entrée |
mivimbìna
(vimbina)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mivimbina
|
Définition malgache | [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | [Abinal 1888]
|
|