Entrée mitondra loha mody (tondra, loha, ody)
Partie du discours locution
Définition malgache tonga nefa tsy nahavita na inona na inona avy tany amin' izay naleha; niverina fotsiny tsy nahazo izay nalaina, tsy nahavita ny zavatra nampanaovina azy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31