| Entrée | 1 mitatitra |
| Radical | 2 tatitra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitondra, mitaona zavatra imbetsaka miverimberina: Indimy nitatitra ilay sarety veto nahataona ireo vato novidinay Mitondra (teny): Rabe no nitatitra izany teny izany tamin' ireo iray tampo aminy [1.1] |
| Exemples |
5 Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika.
[2.470]
6 Raha mitatitra entana eo anelanelan' i Toamasina sy Maroantsetra aho, dia tsy hahazo izay tokony ho azoko ve? [2.471] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 mitati-bolana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|