Entrée mitaona (taona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitondra (zavatra) avy amin' ny toerana anankiray mankamin' ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan' io lehilahy io
¶ Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra [Rajemisa 1985]
 mitatitra zavatra [SLP 1986]
Traduction française transporter [SLP 1986]
Morphologie 
mitaona
nitaona
hitaona
mitaoma
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31