Entrée |
mibaby
(baby)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely ¶ Mitondra (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan' i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana krtitianina [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | Porter sur le dos: Indraindray ny lahy aza no mibaby ny zanany (Parfois le mari lui-même porte son enfant sur le dos) ¶ fig. supporter, endurer [Abinal 1888]
|
Traduction anglaise | to carry on the back [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
Traduction française | porter sur le dos [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | lndreny ny vehivavy sady nibaby no nitrotro ny zanany ary niloloha izay entana kely mba azo entina. [Rajohanesa: Kintana]
|
Citations |
|