Entrée mitondra teny tsy voafehy (tondra, teny, fehy)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza olona mitondra hafatra tsy mazava tsara; na ny teny nampilazaina, teny misaritaka tsy misy famaritan-kevitra [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31