|
|
|
|

Teny iditra 1  miloloha
Fototeny  2 loloha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra (zavatra) eo ambony loha: Hitako niloloha sobiky nankany antsaha any izy
9 Manampy, manohana havana sahirankirana: Iza indray no hiloioha ireo havam-badinao sahirana ireo raha tsy ianao
10 Misahana zavatra betsaka maro karazana: Niloloha raharaha betsaka loatra izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to carry on the head [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 porter sur la tête [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how miloloha
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21