Entrée mivesatra (vesatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitondra zavatra be lanja: Mivesatra entana izy fa ampio haingana
¶ Tototra (fahoriana, fijaliana, aretina): Mivesatry ny fahoriana io Ravehivavy io [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be heavily burdened; to be pregnant (vulgar when used of a woman) [Hallanger 1973]
Traduction française être bien chargé; être enceinte (vulgaire) [Hallanger 1974]
Morphologie 
mivesatra
nivesatra
hivesatra
mivesara
Exemples Ny tsy fahafoizany an-dreniny mivesatra alahelo lehibe tamin-jokiny no nahasarika azy homba azy tanteraka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 85]

Mis à jour le 2020/07/31