|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mibata |
| Fototeny | 2 bata |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manainga zavatra amin' ny tanana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to lift, to raise, to carry..
[1.2] |
| Ohatra |
6 Nony nampidinina ny vata, i Donga, i Tondra, i Voavy, no nanampy ahy nibata azy.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 mambata |
| Teny iditra (2/2) | 12 mibatà |
| Fototeny | 13 bata |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibata [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 15 atamby, 16 mibata, mibatà, 17 mitabà, mitaba, 18 taimba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|