|
|
|
|

Teny iditra1 miantsoroka
Fototeny  2soroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandray ho adidy, miandraikitra: I Bevan no niantsoroka ny fampianarana ny ankizy teto voalohany [1.1]
Ohatra  5 Ny tontolo ankehitriny dia manaiky an' izao fahasahiana sy fanandramana rehetra izao, rehefa mety ho olona dia samy miantsoroka raharaha manokana avokoa. [1.369#]
6 Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11miantsoroka adidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08