Entrée mitondra kabary (tondra, kabary)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza iraka milaza amin' ny vahoaka ny tenim-panjakana
¶ ilazana koa ny olona mandranto ady sy mila tonony any amin' ny hafa [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31