Entrée mivatsy (vatsy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia
¶ Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to take along provisions for a journey [Hallanger 1973]
Traduction française prendre des provisions pour un voyage [Hallanger 1974]
Morphologie 
mivatsy
nivatsy
hivatsy
mivatsia
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31