| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 tondra | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 root of mitondra, itondrana [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 action de porter, de conduire [1.3, 1.5] 6 action de diriger [1.3]  | 
| Ohatra | 
7 Nefa samy ny tondra ny tafiny izy mianaka, fa tsy niaraka nandeha tsy akory
[2.59] 
 8 Dia lasa nankeny Antaninarenina izahay mianakavy, sady hamangy ny lehibe ny tondra ny tafiky ny Farantsay [2.59]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Teny iditra (2/2) | 19 tondra- | 
| Fototeny | 20tondraka | 
| Sokajin-teny | 21 endritenin' ny hoe tondraka | 
| Ohatra | 
22 Ny maty no resy, fa ny velona manao tondra-dro
[2.69#246] 
 23 dia ho amin' izay tany tondra-dronono sy tantely [2.996] 24 Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470#6]  | 
| Fivaditsoratra | 25 tandro, 26 tondra | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20 | 
 |