Entrée |
manainga
(ainga)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Manala ny zavatra amin' ny toerana ambany misy azy ka manondrotra azy, mibata: Tsy afaka manainga ny tongony akory io marary io ~ Afaka manainga ity vato ity ve ise? ¶ Mamporisika, mitaona: Manainga ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy mba hifankatia sy hiasa ¶ Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Tsy afaka hanainga amin' ny efatra maraina isika fa mbola misy hamboarina ny fiarakodia [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to lift up, to elevate, to raise up; to send forward on a journey; to fetch to a feast or meeting; to ask a person to rise. [Richardson 1885]
|
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
manaingà
(ainga)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manainga
|
Définition malgache | [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | [Abinal 1888]
|
|