Entrée milonjehitra (lonjehitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitanondrika ny loha noho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry ny voa entina: Milonjehitry ny voany ity paiso ity
¶ Tsy mijoro mahitsy tsara fa somary mandry ila [Rajemisa 1985]
Définition française ployer, fléchir, céder sous le poids, se courber, courber la tête, comme le malade [Abinal 1888]
Morphologie 
milonjehitra
nilonjehitra
hilonjehitra

Mis à jour le 2012/07/09