|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  adabo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 amponga. [Taifasy, Taimoro, Taisaka] [1.78]
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 

Teny iditra (2/3)6  adabo
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan' ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: mielo ravin' adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny (Ficus cocculifolia). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 A tree. There are two kinds: the adabolahy and the adabovavy; the fruit of both may be eaten in small quantities; that of the former is best, though smallest in size. If eaten to excess, the fruit is said to cause a vomiting of blood. The wood of the adabo being light is used in making canoes. Ficus sp.. [1.2]
10 a large tree. [Sakalava] [1.2]
11 a large tree of the fig family (south and west). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 Nom de plusieurs espèces de figuiers et de leurs fruits. [1.3]
13 espèce de figuier (sud et ouest). [1.8]
14 Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Fruits comestibles. Écorce fournissant une fibre pour cordes et textiles grossiers : latex réputé médicinal.. [Sakalava] [1.196]
Ohatra  15  ary dia nananika nitoetra eo am-body ny adabo n' omby izy mirahalahy [2.48]
16  Ary ao ambaniatsimon'ny toby, misy adabo maniry maro maro hiany, an-dohasaha. [2.59]
Voambolana  17  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Zanakanarana 
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 20 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)21  Adabo
Singan-teny  22 adabo
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -21.8833333+46.5|-21.5666667+46.1333333|-21.3666667+46.7166667
Voambolana  24  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  25 abado, 26 aboda, 27 adabo, Adabo, 28 badao, 29 boada

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10