|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kabiro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaneno tsofina toy ny sodina, natao tamin' ny hazo nolavahana ka ny sofiny mivelatra eo ambany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 sorte de flûte, chalumeau, trompette.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 5 Feon-kira: zavamaneno |
| Tovy hevitra | 6 kabiry |
| Renianarana |
|
| Fivaditsoratra | 128 borika, kabiro, 129 karibo, 130 kobary, 131 raboky, 132 robaky, 133 robika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|