|
|
|
|

Teny iditra1  makasa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo. [1.1]
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  126 makasa, 127 masaka, 128 samaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09