| Entrée | 1 kabaosa |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1] |
| Vocabulaire | 4 Musique: instruments |
| Synonymes | 5 kabaosy, kabosa, kabosy |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Anagrammes | 128 kabaosa, 129 sabakao, 130 saboaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|