|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  raloba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) [1.1]
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Sary 

Teny iditra (2/3)126  raloba
Sokajin-teny  127  anarana
Fanazavàna teny malagasy  128 Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany [1.1]
Mpanahaka  129  baheza, 130  sasy

Teny iditra (3/3)131  raloba
Sokajin-teny  132  anarana
Fanazavàna teny malagasy  133 dihin'ny ntaolo [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  134 labaro, raloba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09