|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kabosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa
[1.1#468] |
| Voambolana | 4 Feon-kira: zavamaneno |
| Tsipelina hafa | 5 kabaosa, kabaosy, kabosa |
| Renianarana |
|
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 127 bokisa, 128 bosika, kabosy, 129 kisabo, 130 kosaby, 131 sobika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|